K, P, Ca, zavatra organika;
Polysaccharides sy otrikaina maro hafa;
Alga + siramamy voajanahary.
BLUKASY — Zezika avy amin’ny tany voatoto avy amin’ny alga na lomotra
Zezika masaka namboarina avy amin’ny fahaizamanaon’ny japoney antsoina oe “Bokashi” Namboarina mba hanomezana otrikaina maharitra ho an'ny tany, mba hitazomana nyrano ao amin’ny tany ary hanamasahana ny tany.
Akora mampahery ny voly
Fitambaran-javatra
Asa sy tombontsoa
Otrikaina miparitaka tsimoramora anaty tany;
Mampiroborobo ireo mikroba mahasoa ny tany;
Manatsara ny firafitry ny tany sy ny fitazonana rano;
Mampitombo ny faharetana amin'ny hafanana sy ny hain-tany misesy; Azo antoka ho an'ny voly rehetra.
Fomba fampiasana
Ampidirina ao anaty tany eo amin’ny 5–10 sm, 7 andro alohan'ny famafazana na fanetsana; tahan'ny fampiharana atolotra: ~10 t/ha.
Fatran'ny fampiasana :
~10 t/ha.