Polysaccharides, hormonina zavamaniry, asidra amine, mineraly.
MANIRY BLU — Akora mampahery ny voly avy amin’ny alga na lomotra
100% avy amin’ny fambolena alga (Kappaphycus alvarezii) Namboarina ho an'ny faharetan'ny voly, ny fanatsarana ny fidiran’ny otrikaina avy amin’ny tany, ary ny tanjaky ny zavamaniry.
Akora mampahery ny voly
Fitambaran-javatra
Asa sy tombontsoa
Manatsara ny fidiran'ny otrikaina avy amin’ny tany, mandrisika ny fanalavana ny faka, manohana ny fotosintezy/famelanana/famoronana voankazo, ary mampitombo ny fahafahana miatrika hafanana sy ny hain-tany.
Fomba fampiasana
Afangaro rano amin’ny fatra 5 hatramin'ny 10 ml isaky ny litatra rano (0.5–1%).
Atao amin'ny ravina sy ny faka.
Fatran'ny fampiasana :
Dilute 5- 10 ml/L in water
Voly mifanaraka
Tsaramaso, kafe, vanila, voanjo, dipoivatra, sakay, vary, litchi...