Théophile
Mpamokatra dipoavatra
Tsara sy naventy ny hisina poivre sady nahazo vokatra maro.
Hajao ny fizarana traikefa avy amin'ireo tantsaha mpiara-miasa mampiasa ny vokatray vita amin'ny lomotra.
Mpamokatra dipoavatra
Tsara sy naventy ny hisina poivre sady nahazo vokatra maro.
Mpamokatra vary
Naniry be ny variko rehefa avy nampiasa Maniry Blu. Betsaka ny voniny ary tsy misy akofa
Mpamokatra kafe
Nahazo aina ny kafe rehefa nasina Maniry Blu. Raha mavo ny raviny teo aloha, zao izy maitso be.
Zarao aminay ny traikefanao ary midira ao amin'ny fikambanan'ireo tantsaha mpiara-miombon'antoka aminay.
Mifandraisa aminay